|
|
|
|

Teny iditra1 tsy refesi-mandidy
Singan-teny  2tsy, 3refesina, 4mandidy
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6enti-milaza ny mpitondra manao jadona. [1.1]
Ohatra  7 Azo adika ho finiavan' ny mpitondra hametraka fitondrana tsy refesi-mandidy ve izany? [4.27]
Mpanahaka  8 mandidytokana, 9 mpanaotenikofelehibe, 10 mpanaotenyjadona, 11 mpanaotenytsyvaliana, 12 tsyzehena

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31